|
|
|
|

Entry1  maka rivotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explanations in English  4  To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Examples  5  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]
Elementary words  6  maka, rivotra

Updated on 2023/04/16